Mpitrandraka
Fiseho

Ny Mpitrandraka dia olona miasa any amin'ny toeram-pitrandrahana.
Ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany, na sarotra na mampidi-doza, dia misy fiantraikany amin'ny lehilahy, ny ankizy ary ny vehivavy. Ny silicose dia iray amin'ireo loza mety hitranga amin'ny asa.
Loza mety hitranga
[hanova | hanova ny fango]Any amin'ny toeram-pitrandrahana arintany, mety hitranga ny coups de grisou, karazana fipoahana izay mitranga rehefa mifandray amin'ny rivotra io entona io. Ny fipoahana nahafaty olona be indrindra tany Frantsa dia ny fipoahan'ny Courrières tamin'ny 1906, na dia tsy azo lazaina ho vokatry ny grisou aza izany. Nahafaty olona 1.000 teo ho eo izany.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Mpitrandraka |