andeha
Fiseho
Malagasy
[Ovay]andeha
- Mampirisika na mandidy olona mba hanao zavatra iray, mitovy amin' ny hoe "mandehana". Mety milaza ny ankehitriny na ny ho avy izany.
- Andeha milalao isika, ankizy.
- Andeha mianatra fa efa ampy ny fialan-tsasatrao.