Hankany amin'ny vontoatiny

auction

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « auction » Etimôlôjia

Avy amin'ny fototeny prôtô-indô-eorôpeana *h₂ewg-. Avy amin'ny latina auctiō (midika hoe fampitomboana, lavanty (anglisy: an increase, auction)), avy amin'ny latina augere (midika hoe hampitombo (anglisy: to increase)).

Matoanteny

auction

  1. mivarotra amin'ny lavanty

Fanononana

Teny mifandraika

Tsiahy

Anarana iombonana

auction

  1. Fivoriam-bahoaka izay amidy amin'ny olona manolotra vola be indrindra ny zavatra na ny fananana
    • Auctions come in a wide variety. In a “Dutch auction”, often used to sell flowers and fruit, prices start high and gradually drop until a bidder is willing to pay up. A “Japanese auction” is a bit like poker: bids rise with each round and anyone who wants to win must bid every time. Vendors using auctions rid themselves of the headache of choosing prices and instead just pick the rules bidders must follow. – Competition, hammered, 412, 8895, The Economist, 12 Jolay 2014
  2. dingana voalohany amin'ny fifanarahana, izay anoloran'ireo mpilalao vola hamaritana ny fifanarahana farany

Fanononana

Teny mitovy dika

Teny mifandraika

Tsiahy