Hankany amin'ny vontoatiny

kalesy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

kalesy

  1. Fiara fanaovana fitaterana an-dalamby.
    • Dimy ny kalesy no niaraka nandeha tamin'izany.
  2. Fiara, matetika tarihin'ny soavaly, izay ampiasaina ho fitaterana. Misy ihany koa ny dikan'ny fiara kely misy kodiarana roa ampiasain'ny ankizy hilalaovana na handefasana entana.