Hankany amin'ny vontoatiny

mariry

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Mpamaritra

mariry

  1. Tsy manana ravina, toy ny ahitra mandritra ny ririnina.
    • Mariry ny ahitra amin' ny ririnina.