Hankany amin'ny vontoatiny

misahana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

misahana

  1. Mandrafitra andraikitra na manaraka raharaha maro amin'ny fotoana iray.
    • Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra.
    • Fikambanam-barotra misahana ny fitaterana an-tsambo no niasany