Hankany amin'ny vontoatiny

misary

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

misary

  1. Manao tahaka ny, mody manao zavatra.
    • Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin' ireo tovovavy ireo
  2. Mitady toerana na lalana hiditra, toy ny mitsapa.
  3. Mitsirika na misafo.