Hankany amin'ny vontoatiny

tadio

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

tadio

  1. Rivom-baratra mahery sy haingana, izay mampitsambom-bolo sy mitondra zavatra toy ny vovoka na ravina.
    • Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io.