Hankany amin'ny vontoatiny

Pterygota

Avy amin'i Wikipedia
Volucella pellucens

Ny Pterygota dia zana-kilasin' ny Insecta (bibikely manana elatra), mifanohitra amin' ny Apterygota (tsy manana elatra) ao amin' ny fanasokajian' i Bey-Bienko. Ny hoe Pterygota dia midika hoe "manana elatra". Matetika ny bibikely pterigôta dia manana elatra rehefa lehibe, na dia mety ho lasa tsy misy elatra aza ny karazana sasany nefa nipoitra avy amin' ny razambe nanana elatra. Izy ireo dia sokajiana ao anatin' ny Dicondylia (taksôna iray manana ny laharan' ny zana-kilasy).

Lisitry ny filaharana sy ny zafin-kilasy

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny zafin-kilasy (Neoptera sy Palaeoptera) sy ny renifilaharana ary ny filaharana ao amin' ny zana-kilasy Pterygota araka ny ITIS (30 Desambra 2015):

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]